|
|
|
|

Teny iditra 1  andihizana
Fototeny  2 dihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  8  Azo andihizana avokoa izy rehetra. [2.245#]
9  Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [2.69#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21