|
|
|
|

Teny iditra 1  andosirana
Fototeny  2 lositra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 from whom who flees [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#400]
9 qu'on fuit [1.8]
Ohatra  10  Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [2.1022]
11  Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296#97]
12  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#111]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21