Teny iditra | andranary | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa miofo fanindroany ny tandrony [1.1] | |
Tovy hevitra | sakambositra | |
Fivaditsoratra | andranary, andrirana, Ranandria, randriana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |