| Teny iditra | 1 andrandraina |
| Fototeny | 2 andrandra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao
9 Takarina amin' ny maso: Andrandrao ny haavon' irỳ tendrombohitra 10 Antenaina, alehan' ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain' ny Malagasy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be raised, to be erected, as the head; also used in speaking of the things seen by an erect look.
[1.2] 12 to be raised; to be looked at from below, to be looked up to [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on lève; vers quoi on lève la tête; qu'on espère
[1.8] |
| Ohatra |
14 Andro andrandraina amin' ny herinandro.
[2.4#]
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | andrandraina, 16 iandrandrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|