|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andrao
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  see fandrao [1.7]
5  lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  voir fandrao [1.8]
7  de peur que [1.12]
Ohatra  8  Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366#]
9  Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245#]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)12  andrao (andra)
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andraina
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  andrao, androa, darona, dorana, radona, rodana

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02