|
|
|
|

Teny iditra 1  andrarana
Fototeny  2 rara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#513]
Ohatra  8  Fahiny dia ny fandikana ny fadin' ody aman-tsampy no natao hoe "ota" : nihinana tamin' ny zavatra andrarana, niasa tamin' ny andro tsy fiasana, sns. [2.285#18]
9  ao no anambaran'ny vehivavy ny fahoriany sy amalian' ny zatovo na tanora an-kolaka ny fifehezan'ny lehibe azy, toy ny fisotroana toaka izay andrarana azy foana. [2.606#115]

Fivaditsoratra  andrarana, 10 arandrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19