Teny iditra | andre | ||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tenim-piontanana milaza: -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | An expression of astonishment. See adre, odre. [1.2] | ||
Teny iditra | andre | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Moa? Va? Angaha? [1.78] | ||
Tovy hevitra | andra | ||
Teny iditra | andre | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa [1.78] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||
Tsipelina hafa | andrehy | ||
Teny iditra | Andre | ||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||
Fanazavàna teny anglisy | Andre, Andrea [2.996] | ||
Andrew [2.996] | |||
Fanazavàna teny frantsay | André [2.996] | ||
Ohatra | Dia lasa Filipo nilaza tamin'i Andre ka dia i Andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996] | ||
Voambolana | Soratra Masina | ||
Tsipelina hafa | Andrea | ||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Andre | ||
Teny iditra | André
![]() | ||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||
Anaran' olona |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30 |
![]() |