|
|
|
|

Teny iditra 1  andresena
Fototeny  2 resy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#528]
Ohatra  8  Vokatr' izany dia tsy ny tetikasa hitantanana ny Fanjakana na ny vinavina famolavolana fiaraha-monina no andresena amin' ny fifidianana, fa ny vola. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26