Teny iditra andriambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Hazo avo manohana ny lohatrano [1.78]
  [Sihanaka] Andry roa lehibe manohana ny tafon-trano [1.78]
  [Tanala] Andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry [1.78]

Teny iditra andriambo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Andry [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31