Teny iditra andrianahambana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana, eo amin' ny fanambarana ampahibemaso, ny mpanjaka handimby ny mpanjaka vao niamboho; mpandimby mendrika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31