|
|
|
|

Teny iditra1  Andriantsimitoviaminandriandehibe
Fototeny  2  andriana, tsy, tovy, lehibe
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  4  Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana andriantsimitoviaminandriandehibe. [2.508]
5  Tsy nanaiky izany anefa andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [2.113]
6  Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10