Teny iditra andrindrinan-trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny olona rehefa mandalo izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12