|
|
|
|

Teny iditra 1  anehoana
Fototeny  2 seho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#595]
Ohatra  8  Ny lalàna no anehoana ny sitrapon' ny vahoaka. [2.114#]
9  Ny teny no amoahana ny hevitra ao an-dohan'ny tena, anehoana izany amin'ny hafa. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19