|
|
|
|

Teny iditra1  anelanelana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  see elanelana. [1.2]
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny anelanelana io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31