|
|
|
|

Teny iditra 1  angalarina
Fototeny  2 halatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be stolen, to be taken away. [1.2]
Ohatra  10  Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21