|
|
|
|

Teny iditra 1  anganongano
Fototeny  2 angano
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [Provincial] amusing, droll, facetious [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 plaisant
8 plaisanterie, facétie, superfétation [1.3#44]
Ohatra  9  Koa matetika dia tantara somary anganongano ihany no fantatra momba ny Vazimba [2.508#32]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe anganongano
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  anganongano, 12 onganongana

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17