|
|
|
|

Teny iditra 1  angatahana
Fototeny  2 hataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  8  angatahana fitahiana sy tsodrano izy rehetra ireo. [2.245#]
9  Zay zazalahy tokony ho mpiandry ombiko no mba angatahana ny zanako ho vady. [2.587#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21