|
|
|
|

Teny iditra1  angatahina
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Iangaviana mba homena ny tena: Inona no angatahinao?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be begged, to be asked for; fig. cheap. Used in speaking of the things asked for, or the person from whom they are begged.
6  [1.7] to be asked; to be asked for
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on demande; à qui on demande
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny angatahina io

Fivaditsoratra  13  angatahany, angatahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21