|
|
|
|

Teny iditra 1  angeso
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [1.3]
Tovy hevitra  11 angesongeso
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe angeso

Fivaditsoratra  angeso, 13 Gosena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22