|
|
|
|

Teny iditra1  angidina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a species of dragon-fly. Libellula sp.
5  [1.7] a dragonfly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] libellule
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  8  ondrindrano
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny angidina io

Fivaditsoratra  14  adingany, adingina, angidian, angidina, nangidia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21