|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  angitra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: mampinono
Fanazavàna teny malagasy  4  anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [Betsimisaraka] [1.78]
Tovy hevitra  5  aiay
Tsipelina hafa  6  aingitra

Teny iditra (2/3)7  angitra
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny malagasy  10  karazam-borona madinika, Tsikirity [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  angitra
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  (prononciation locale de engitra). Nom générique des indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae). [Betsileo] [1.196]
[Tanala]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  angitra, granita

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31