|
|
|
|

Teny iditra 1  angitrangitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  11 Avonavona, hakevokevohana, misy rehareha kely sy fiheveran-tena ho zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 wanton gaiety, pride, haughtiness, conceit, friskiness. Angatrangatra also used. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19