|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  angolaina
Fototeny  2 angola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra
9 Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to have one's caprices satisfied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 dont on satisfait les caprices [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  angolaina
Fototeny  14 angola
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  16 the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola. [1.2]

Fivaditsoratra  angolaina, 17 iangolana, 18 laingoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21