|
|
|
|

Teny iditra 1  angotingoty
Fototeny  2 angoty
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny malagasy  7 Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty
8 angola, angentsana, hantahanta [1.1]
Ohatra  9  Any milalaova, manarana fo amin' izay angotingoty tianao, kanefa aza manota amin' ny teny anavonavona. [2.996#28.032.012]
Tovy hevitra  10 angoty

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/23