|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  anvo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fizìka
Fanazavàna teny malagasy  4  hery be mila hotafahoatra ny mety [Tanala] [1.78]
5  Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  énergie [1.13]
Ohatra  7  Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano. [2.445#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)14  angôvo
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  matanjaka, mahery [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (3/3)17  angôvo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  20  angôvo, avongo

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18