Teny iditra anidiana (hidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ny lehilahy mitehin-dongoza, ny zaza aman-behivavy mandeha irery, ny omby mandry an-tsaha, ny moka no anidiana ny varavarana, tsy misy ala mireotra, tsy misy voro-maneno [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anidiana, anidiako, anidianao, anidiany, anidiantsika, anidianay, anidianareo, anidian', anidian-, anidiam-, anidia-
Ny lasa : nanidiana, nanidiako, nanidianao, nanidiany, nanidiantsika, nanidianay, nanidianareo, nanidian', nanidian-, nanidiam-, nanidia-
Ny hoavy : hanidiana, hanidiako, hanidianao, hanidiany, hanidiantsika, hanidianay, hanidianareo, hanidian', hanidian-, hanidiam-, hanidia-
Filaza mandidy : anidio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20