|
|
|
|

Teny iditra1  aniritra
Fototeny  2  iritra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambara-pampiditra azy ao amin' ny fasam-pianakaviana, na ny fasan-drazana: Fasana aniritra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A temporary burial with a view to disinter the corpse and bury it again when the appropriate tomb is prepared. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  enterré provisoirement [1.3]
Tovy hevitra  7  fasana aniritra
Tsipelina hafa  8  anirotra
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny aniritra io

Fivaditsoratra  11  aniritra, itrirana, triarina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20