|
|
|
|

Teny iditra 1  anitsakitsahana
Fototeny  2 hitsakitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny kitron-tsoavaliny no hanitsakitsahany ny lalambenao rehetra [2.996#33.26.11]
8  Noho ny nandravan' ny olona sy nanitsakitsahan' ny tongony anareo, hatraiza hatraiza, mba hahatongavanareo fananan' izay sisa amin' ny firenena [2.996#33.36.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19