|
|
|
|

Teny iditra1  Anjafy
Fototeny  2  any, zafy
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fizaran-tany iray amin' ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan' Anativolo, izay heverin' ny maro ho nahazoana ilay fitenenana hoe: Midona ny orana eny Ankaratra; vaky tsipelana ny eny Anjafy

Fivaditsoratra  5 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21