Teny iditra | anjaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [1.78] | |||||||||
Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly | |||||||||
Fivaditsoratra | akanja, anjaka, jakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |