Teny iditra | an-jamba | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1] | |
Teny iditra | anjamba | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | At random. See jamba. [1.2] | |
Ohatra | Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa?
[2.296] | |
Fivaditsoratra | Ambanja, an-jamba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |