|
|
|
|

Teny iditra 1  ankahalaina
Fototeny  2 hala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Iniana tsy tiana: Ankahalao ny fahotana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be hated [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on déteste, qu'on hait [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19