Teny iditra an-kamehana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (ankamehana) see maika. [1.2]
 (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte
Ohatra Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18