|
|
|
|

Teny iditra1  an-kanifisana
Singan-teny  2  hanifisana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Kely raha ny hatevenany no jerena
5  kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  scarce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  rare, insuffisant [1.8]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny an-kanifisana io

Fivaditsoratra  9  an-kanifisana, fanasikinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29