| Teny iditra | 1 an-kapobe |
| Sokajin-teny | 2 anarana na tambinteny |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
5 Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 en bloc, en gros, en somme, en général
[1.3#50] 7 généralité, global [1.13] |
| Ohatra |
8 ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana
[1.320#]
9 mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114#] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ankapobe |
| Fivaditsoratra | an-kapobe, 11 pañaboke, 12 pañobake |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|