Teny iditra |
an-karanany
(ana, anaty, haranany)
|
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ ankaranany ] As yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ ankaranany ] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point [1.8]
|
Ohatra | kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany;
[4.27]
|
Kamban-teny |
|
|