Teny iditra ankarenaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Saha na tanim-boly (tanin-kafe, na tanim-bary): Tany be domatika ankarenanay añe (toerana feno dintam-bohitra ny tanim-bolinay any) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31