|
|
|
|

Teny iditra1  ankaromiafina
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  in concealment [1.2#235]
Fanazavàna teny frantsay  5  dans la corbeille dérobée à la vue 6  Figuré: en secret [1.3#50]
Singan-teny  7  harona, miafina
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  9  ankaromiafina, mifanakoriana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13