|
|
|
|

Teny iditra1  ankazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Teny enti-milaza ny familian-dalana ny fizotran' ny rary mba ho haingony na ho sorany [1.1]
Tovy hevitra  4  ankazondrary
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny ankazo io

Fivaditsoratra  7  ankazo, ankoza

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28