Teny iditra ankebakebaka (kebakebaka)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Anelanelany [1.78]
 [ an-kebakebany ] Anelanelany, tsy an-tany tsy am-parafara, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ an-kebakebaka ] Entre, au milieu de [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : ankebakebaka, ankebakebany, ankebakeban-

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29