Teny iditra ankehitriny
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Now, at this time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui [1.8]
Kamban-teny 
Lohateny Hainteny ankehitriny (Rakotonaivo François)

Teny iditra ankehitriny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789 [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Contemporain, actuel [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05