|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ankilaña
Sokajin-teny  2  tambinteny
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  atsinanana [Sakalava] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)6  ankilaña
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  toera-mihaja ho an'ny lehilahy ao an-trano, faritra antsinanana [Sakalava] [1.78]

Fivaditsoratra  9  an-kalina, ankilaña, lakanina, lankaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31