|
|
|
|

Teny iditra1  ankizy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy
Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady
Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy
Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a child, children, servants, youths of both sexes.
5  [1.7] a child, children
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] enfant
Ohatra  7  Ny ankizy lehibe mandravaka ny trano heva. [2.442#]
8  Tsy misy ny famoronana eo amin' ny ankizy; [2.445#]
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny ankizy io

Fivaditsoratra  17 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21