|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ankoala
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Helodrano lehibe sady lalina [1.10]

Teny iditra (2/4)5  ankoala
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  8  Omby vaventy nefa mahia. [1.10]
9  Lehibe ary mahia: Omby ankoala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  Lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  Boeuf grand et maigre [2.415]

Teny iditra (3/4)12  ankoala
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14  Zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  15  Se disait des jeunes gens grands et mal conformés [2.415]

Teny iditra (4/4)16  Ankoala
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (haitoetany)
Fanazavàna teny malagasy  18  Faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy [1.10]
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fitanisana

Fivaditsoratra  20  akalano, alonaka, ankoala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31