|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ankona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana bibilava lehibe [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (2/2) 5  ankona
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  10 Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho
11 Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [1.2]
13 benumbed; confounded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 engourdi; abattu [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19