|
|
|
|

Teny iditra1  anombanana
Fototeny  2  tombana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#718]
Ohatra  5  Araka ny haben' ny fahalalany, no anombanana ny olona; [2.996#24.012.008]
6  Tsy hadisoana azo itarafana ny toe-tsain' izay mampiasa azy ve izany na azo anombanana koa ny toe-tsain' ny vahoaka toa mino izany ho teny baiko tokoa? [2.285#11]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20