Teny iditra anomezana (ome)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza. [1.437]
2Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114]
3ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48]
4Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117]
5Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anomezana, anomezako, anomezanao, anomezany, anomezantsika, anomezanay, anomezanareo, anomezan', anomezan-, anomezam-, anomeza-
Ny lasa : nanomezana, nanomezako, nanomezanao, nanomezany, nanomezantsika, nanomezanay, nanomezanareo, nanomezan', nanomezan-, nanomezam-, nanomeza-
Ny hoavy : hanomezana, hanomezako, hanomezanao, hanomezany, hanomezantsika, hanomezanay, hanomezanareo, hanomezan', hanomezan-, hanomezam-, hanomeza-
Filaza mandidy : anomezo
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/09