|
|
|
|

Teny iditra 1  anovozana
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohatra  8  Izy ireo no nanovozako ny fanaovana ny kabary malagasy [2.559#5]
9  Inty ny tavoahangy hanovozanao rano (Voici une bouteille pour puiser de l'eau) [1.3#737]
10  Zavatra telo no anovozana ny hanina : famaky, fandraka ary saoka (sotrobe no ataon' ny Bara hoe saoka. [1.353#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26