|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fambara loza, loza [Betsimisaraka] [1.78]4  loza [Sihanaka+Tanala] [1.78]5  Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany 6  Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  great calamity, distress. Often joined with loza, as loza amana antambo. See loza, angano. [1.2]8  a calamity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  malheur, calamité [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny antambo io

Teny iditra (2/2)13  antambo
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  16  biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny [1.78]

Fivaditsoratra  17  antambo, tambano, tombana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17