| Teny iditra | 1 antenaina |
| Fototeny | 2 antena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy
9 Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita 10 Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be hoped for
[1.2, 1.7] 12 to be expected [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on espère, qu'on attend
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
14 Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy.
[2.285#184]
15 Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27] 16 antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa. [2.298#7] |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe antenaina |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | antenaina, 19 atiñanañe, 20 ientanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|